Accueil Politique Hala-bato : niteraka krizy maro teto amin’ny firenena

Hala-bato : niteraka krizy maro teto amin’ny firenena

0
Hala-bato : niteraka krizy maro teto amin’ny firenena

Nazava ny hafatra nomen’ny fiangonana FJKM ho an’ireo mpitondra nifanesy sy ny mpitondra amin’izao fotoana mahakasika ny fiomanana sy ny fiatrehana ny fifidianana eto amintsika, indrindra ny resaka hala-bato. Ny hala-bato izay niteraka Krizy teto Madagasikara, raha ny tantara no jerena, ka nahatonga ny firenena hitotongana tahaka izao iainantsika ankehitriny izao.