Hala-jaza eto andrenivohitra : miova endrika ary tsy mety foana

0

Anisan’ny tranga iray tsy mety foana eny anvion’ny fiarahamonina ny hala-jaza saingy tsy voaresaka firy. Manova paikady hatrany ireo mpanao ity asa ratsy ity. Ilaina ny fandraisana andraikitry ny rehetra ao anatin’izany. Araho anatin’ity fanadihadiana ity ny resaka nifanaovan’ny mpanao gazetin’ny kolo tv tamin’ny lasibatra.