Halatra Tuc-Tuc any Toamasina : efa misy ny vokatra voaray

0

Manomboka ahitam-bokany ny fiaraha-miasan’ny mpitandro ny filaminana sy ny mpikirakira tuctuc ao Toamasina amin’izao fotoana izao. Tuctuc halatra iray no sarona omaly ariva tao ambolomadinika. Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny famongorana ireo mpanao ratsy raha ny fanazavana.