Halatr’omby : nihena tao anatin’ny 3 volana

0

Nihena ny halatr’omby tato anatin’ny 3 volana farany araka ny nambaran’ireo mpandraharaha misehatra amin’ny resaka omby eto amintsika. Manoloana io, niakatra ny vidin’ny omby fiompy raha ny fanazavana.