Accueil Politique HCC : mbola tsy nahenoan-teny hatramin’izao

HCC : mbola tsy nahenoan-teny hatramin’izao

0
HCC : mbola tsy nahenoan-teny hatramin’izao

Mampametram-panontaniana ny maro ny mbola tsy namoahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana hatramin’ny anio, ny fanapahana amin’ny fahitany ny tsy nananganan’ny Filohampirenena ny Fitsarana Avo na ny “Haute Cour de Justice”, 12 volana taorian’ny nanaovany fianianana araka ny andiany faha-167 amin’ny Lalàmpanorenana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici