Accueil Politique HCC : tokony hiroso amin’ny fifidianana any faritra isika

HCC : tokony hiroso amin’ny fifidianana any faritra isika

0
HCC : tokony hiroso amin’ny fifidianana any faritra isika

Tokony hiroso amin’ny fifidianana ny any amin’ny faritra isika, hahafahana mametraka ny fitsinjaram-pahefana tena izy, hoy ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana androany. Na izany aza tokony ho mafy orina sy mari-pototra tsara ny kaominina tsirairay avy hahafahana manatanteraka izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici