HCC : voatendry ny mpikambana farany mandrafitra azy

0

Notendrena omaly ny mpikambana iray mameno isa ny mpikamba ao amin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana. RABETOKOTANY Tahina, izay efa mpikambana teo anivon’ny filankevitry ambon’ny mpitsara teo aloha no notendren’ny filohan’ny repoblika hanolo ilay mpikambana teo aloha namoy ny ainy.