Accueil Société Herinaratra : miroso amin’ny fanatsarana ny mpitondra

Herinaratra : miroso amin’ny fanatsarana ny mpitondra

0
Herinaratra : miroso amin’ny fanatsarana ny mpitondra

Miroso amin’ny fanatsarana hahafahan’ny vahoaka Malagasy misitraka sy mampiasa angovo azo havaozina ny mpitondra fanjakana. Eo am-piandrasana izany, tsy maintsy hijerena vahaolana ny vidin-jiro sy ny vidin-tsolika hoy ny filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici