Hetsika eny amin’ny Parvis Analakely : manelingelina ny fiainana andavanandron’ny maro

0

Faty antoka ho an’ny mpivarotra, fitaintainana sy fanelingelenana ho an’ny olontsotra. Izay no vokatry ny hetsika tarihin’ireo mpiara-dia amin’ny kandidà Ravalomanana eny amin’ny Parvis Analakely, raha ny fanehon-kevitr’ireo olompirenena teny an-toerana androany.