Hetsika fitiavan-tanindrazana : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy.

0

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny hetsika fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny fampiakarana ny sainam-pirenena. Tetikasa izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 59 taona niverenan’ny fahaleovan-tena sy nijoroan’ny foloalindahy Malagasy.