Hetsika ho an’ny fanovana : Manangasanga ny mpivadika palitao

0

Misy tamin’ireo miaraka amin’ny mpitondra HVM teo aloha no hita manaraka ny tolona tarihin’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana ankehitriny. Hita teny amin’ny kianjan’ny 13 Mai ny minisitry ny serasera sy fifandraisana amin’ny andrimpanjakana teo aloha. Minisitra isan’ny namolavola ny lalàna mifehy ny serasera izay lalàna nolaniana amboletra sy toherin’ny maro.