Accueil Politique Hetsiky eny amin’ny kianjan’ny 13 may rahampitso : tsy nahazo alalàna

Hetsiky eny amin’ny kianjan’ny 13 may rahampitso : tsy nahazo alalàna

0
Hetsiky eny amin’ny kianjan’ny 13 may rahampitso : tsy nahazo alalàna

Tsy nahazo alalàna avy amin’ny prefektioran’Antananarivo renivohitra ny fitaomana olona hanoherana ny voka-pifidianana kasain’ny kandidà Marc RAVALOMANANA sy ny mpomba azy hatao rahampitso etsy amin’ny Parvis Analakely. Tsy tonga ara-potoana ny taratasy fangatahana raha ny fanazavana. Ahiana ihany koa ny hisian’ny savorovoro amin’izao ankatoky ny fety izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici