Hetsiky ny solombavambahoa ho an’ny fanovana : hanomboka hiakatra ny maripana rahampitso

0

Taorian’ny sit-in nataon’ireo solombavambahoa ho an’ny fanovana teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana ny maraina dia niverina teny amin’ny 13 mai izy ireo nitondra ny tatitra . Hiakatra ny maripana amin’ny hetsika ary hisy ny fitoriana ny filohampirenena , ny praiminisitra , ny minisitra maro ho apetrak’izy ireo eny amin’ny fitsarana.