Accueil Politique Hoavin’i Madagasikara: fehezin’olom-bitsy ny fahefana

Hoavin’i Madagasikara: fehezin’olom-bitsy ny fahefana

0
Hoavin’i Madagasikara: fehezin’olom-bitsy ny fahefana

Mbola sakana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ny kolontsaina manome fahefana betsaka loatra ny mpitondra raha ny nivoitra tamin’ny adihevitra ny alarobia teo tetsy Anosy. Ilaina ny fandraisana andraikitry ny rehetra ny mametraka ny ho avin’ny firenena raha ny voalaza hatrany. Lavitra ny lalana saingy azo tanterahana ary ilaina fahavonoana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici