20 hatramin’ny 25 % ny vehivavy no voamarina fa tratran’ny homamiadana, ka ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza no eo amin’ny laraha faha 2 aorian’ny nono. Manomboka eo amin’ny faha 25 taona hatramin’ny 49 taonan’ny vehivany no mety ho voan’ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza raha ny fanazavana.