Antoko MONIMA : Tsy mahatoky ny CENI sy ny HCC

0
Tsy azo itokisana ireo mpisehatra mpikirakira ny fifidianana eto amintsika, isan’izany ny CENI sy ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana. Izay no nambaran’ny antoko...

Vehivavy Malagasy miasa : sakana ny kolontsaina

0
Ambany ny salan’isan’ny vehivavy miditra amin’ny tontolo’ny asa oharina amin’ny lehilahy eto amintsika raha ny fanadihadiana natao. Isan’ny sakana mahatonga izany ny lafiny kolontsaina...

Fitakiana sendikaly : mbola mitohy

0
Raha toa ka efa miomana amin’ny fifidianana ny rehetra, maro amin’ireo hetsika sendikaly no mbola mitohy. Mpiasan’ny fadintserana, minisiteran’ny paositra, minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Isan’ireo nanao...

Sekolim-panjakana : tsy nisy fanadinana hoan’ny telo volana farany

0
Vaovaon’ny fampianarana, tsy nisy ny fanadinana hoan’ny telo volana faran’ity taom-pampianarana ity hoan’ny sekolim-panjakana maro eto andrenivohitra. Araka ny fanazavana, ny fitambaran’ny naoty tamin’ny...

Parapente : fanatanjahantena manomboka miroborobo eto amintsika

0
Ny mikasika ny parapente na ny elon’aina, indray no ho entina aminao manaraka ato anatin’ity fanadihadiana ity. Voasokajy ho sport extrême ny parapente. Fanatanjahantena...

Fananganana Pylône eny Itaosy : tsy eken’ny mponina ny fametrahana azy

0
Nanao hetsika ireo mponina ao amin'ny fokontany Antanety Kaominina Bemasoandro Itaosy nohon'ny fananganana Pylône ao an-toerana. Efa nisy ny taratasy fangatahana fanatsaharana ny asa...

Antoko Malagasy Miara Mainga : notanterahina omaly ny fihaonambem-paritra tao Amoron’i...

0
Samy voasolotena avokoa ireo mpikambana tamin'ny kaominina miisa 64 ao amin'ny distrika 4 Faritra Amoron'i Mania nandritran'ny fihaonambem-paritra ny antoko Malagasy Miara Miainga notanterahina...

Fihetsiketsehana ataon’ny HFI : tsy namaly ny antso ny vahoakan’Antananarivo

0
Tsy namaly ny antson’ny HFI na ny Hetsika hoan’ny Fanorenana Ifotony ny vahoakan’Antananarivo androany. Vitsy ny olona tonga nanotrona ny fihetsiketsehana nokasain’izy ireo atao...

Antoko politika HVM : nametra-pialàna tsy ho filoha nasionaly ny antoko i...

0
Mazava izany izao, fa hirotsaka ho kandidà Filohampirenena i RAJAONARIMAMPIANINA Hery. Nametra-pialana tsy ho filoha nasionalin’ny antoko HVM omaly Zoma faha- 27 jolay i...

Orinasa Fanalamaga : nijery ifotony ny avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana

0
Ankehitriny, efa afaka mamokatra kininina hybride ny orinasa Fanalamaga. Ao anatin'ny 6 taona dia azo trandrahina. 700 ha no voavoly hatreto. Tonga nijery ifotony...