Fanamboarana borety : isan’ireo asa mampidi-bola

0
Asa iray mahavelona ary isan'ny iveloman'ny fianakaviana maromaro ny fanamboarana borety eto amintsika. Ny fanamboarana izany indray no fanadihadiana fohy mahakasika ny asa madinika...

RNDH 2018 : any amin’ny laharana faha-158 amin’ny firenena 188 i...

0
Tao anatin’ny roa taona, nihemotra laharana efatra i Madagasikara teo amin’ny fampandrosoana ny maha olona. Raha tany amin’ny laharana faha-154 isika roa taona lasa...

Ady an-tranon’ny HVM : mbola hisy ny fialana, hoy ny mpandinika

0
Efa nampoizina ary tsy hijanona eo. Izay no nambaran’ny mpandinika ny raharaham-pirenena manoloana ny ady an-trano sy ny fialana eo anivon’ny antokon’ny fitondrana ankehitriny....

Fanisana malagasy : novaina ny fomba famakiana azy

0
Novaina ny fomba famakiana ny tarehimarika amin'ny teny malagasy raha ny fikarohana navoakan'ny teo anivon'ny akademia malagasy. Atomboka amin'ny sokajin'isa lehibe indrindra ary miafara...

Valizy vita avy amin’ny hazo : asa-tanana mbola manana ny maha izy...

0
Asa iray mahavelona ary ary mbola manana ny maha izy azy ny fanamboarana valizy gasy, vita avy amin’ny hazo. Ny fanamboarana izany indray no...

Fitakiana sendikaly :  hanamafy ny mpiampianatra, hanatsara ny mpitandro filaminana

0
Nanamafy ny fiverenan’ny fitakiana sy ny fitohizan’ny tolona ny fianakaviamben’ny mpampianatra ankehitriny. Araka ny fanazavana, tsy nahitam-bokany ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy mpampianatra...

Rabary Paul : nitsikera ny antoko HVM

0
Niezaka nanadio tena ny minisitry ny fampianarana teo aloha Paul Rabary taorian’ny nanalana azy tsy ho minisitra sy ny nametrahany fialana tsy ho mpikambana...

Mpikambana HCC : lasa naka traikefa any Allemagne

0
Hatramin’izao, mbola handrasan’ny rehetra ny valin’ireo fitarainana maro napetraka eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana efa ho roa volana mahery izay. Mampametram-panontaniana ny...

Mangahazo : azo haodina hasolo vary

0
Vahaolana amin’ny fiakaran’ny vidimbary tato anatin’ny taona vitsy ny fanodinana ny mangahazo, hitovy endrika amin’ny vary ary mahasolo vary. Jifaina amin’ny vidiny mora kokoa...

Asa tanana vita amin’ny hazo : mahavelona tsara rehefa ilofosana

0
Eo amin'ny lafiny sosialy. Ny asa tanana vita amin'ny hazo indray no entina aminao amin'ity alina ity. Asa tanana izay mila fifantohana araka ny...