Accueil Politique HVM : nizara vola nitarika olona hanohatra voka-pifidianana

HVM : nizara vola nitarika olona hanohatra voka-pifidianana

0
HVM : nizara vola nitarika olona hanohatra voka-pifidianana

Nitaona olona teny amin’ny gymnase couvert an’ Ankorondrano ny ekipan’i HVM omaly maraina hanohatra ny vokatry ny fifidianana Filohampirenena notontosaina farany teo iny. Notambazana 5.000 Ar ireo olona notaomina teny an-toerana ireo niainga avy eny anivon’ny fokontany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici