IEM- Andry RAJOELINA : miantso ny tia tanindrazana hampandroso an’i Madagasikara

0

Niteraka adihevitra sy fanantenana ho an’ny mpanara-baovao ny fampahafantarina nataon’ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, mikasika ny Initiative pour l’Emergence de Madagascar. Isany nisongadina nandritra io malebelarana io ny fifonana nataony amin’ny vahoaka tamin’ny nanohanany ny filohan’ny repoblika ankehitriny izay tsy nanatanteraka ny fampanantenana nataony.