Accueil Culture IFM : nivarotra boky 5 000Ar ny 1kg androany

IFM : nivarotra boky 5 000Ar ny 1kg androany

0
IFM : nivarotra boky 5 000Ar ny 1kg androany

Mitombo ny tanora liana amin’ny famakiana boky eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Sakana tsy hiroboroboany anefa ny sarany ambony. Ahafahan’ny rehetra manjifa boky amin’ny vidiny mirary, mialohan’ny hahatongavan’ny boky vaovao maro indray, nikarakara varotra boky 5 000ar ny 1 kilao ny IFM androany.