« Indice de démocratie » : mihatsara ny naoty azon’i Madagasikara

0

Mihatsara ny naoty azon’i Madagasikara eo amin’ny « indice de démocratie » mihoatra ireo firenena 167 manerana izao tontolo izao. Efa tsara ny vokatra saingy azo atao ny mandroso hatrany, hoy ireo mpisehatra politika.