Iraky ny Sadc : tonga eto Madagasikara indray

0

Mandalo eto Madagasikara ankehitriny ny hiraka avy amin’ny SADC tarihin’ny minisitra angolais misahana ny raharaham-bahiny, Manuel Domingos Augusto. Ny alarobia teo no tonga teto ny delegasiona. Manaraka akaiky ny raharaha eto Madagasikara izy ireo raha ny fantatra.