Accueil Société Isan’ireo toerana ahitana karazam-biby maro

Isan’ireo toerana ahitana karazam-biby maro

0
Isan’ireo toerana ahitana karazam-biby maro

Anisan’ireo toerana ahitana karazana biby maro samihafa avy eto madagasikara sy avy any ivelany ny toerana iray ao Antsirabe RENIVOHITRA antsoina hoe la Ferme d’Antsirabe. Vitsy amin’ny mponina ao an-toerana sy eto Madagasikara no mahafantatra ny fisian’io toerana io. Ndeha ho fantarintsika ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity ny momba izany.