IST an’i Claudine Razaimamonjy : notazomin’ny minisiteran’ny atitany

0

Horonantsary na sarisarin’ady. Izay no azo isokajiana ny mikasika ny mpanolotsaina manokan’ny Filoha. Mazava ny raharaha raha ny fanadihadiana natao. Tsy nanaraka ny didim-pitsarana ny minisiteran’ny atitany. Milaza ny tsy naharay ny tsy fahazoana mivoaka ny faritr’i Madagasikara ireo tomponanadraikitra rehetra eo anivon’ny polisy na efa nanamafy aza ny procureur général fa namoaka 2 tamin’izany.