Ivon-ketra manerana ny Nosy : Manohana ny fitakian’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana

0

Herinandro izao no nanaovan’ny ivon-ketra manerana ny Nosy fitokonana faobe. Nanamafy ny filohan’ny sendikalin’ny sampandraharahan’ny hetra manerana ny Nosy fa ankoatry ny fitakiana ataon’izy ireo, manohana ny tolona tarihan’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana ihany koa izy ireo.