Accueil Politique Jeneraly NDRIARIJAONA André : tsy fanonganam-panjakana ny tamin’ny taona 2009

Jeneraly NDRIARIJAONA André : tsy fanonganam-panjakana ny tamin’ny taona 2009

0
Jeneraly NDRIARIJAONA André : tsy fanonganam-panjakana ny tamin’ny taona 2009

Nilaza mazava ny Jly misotro ronono NDRIARIJAONA André fa tsy fanonganam-panjakana ny zava-nisy tamin’ny taona 2009. Ny famakiana toby miaramila nakan’ireo ZANADAMBO sy « RESERVISTA » fitaovam-piadiana tamin’ny taona 2002 no tena nampiparitaka ny fitaovam-piadiana teto Madagasikara nandritra ny fandalovany tao amin’ny Onjampeo Miara-Manonja omaly atoandro. Fanadihadiana : RAHARISON Andry

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici