Accueil Société JIRAMA Antalaha : nodoran’ny vahoaka omaly

JIRAMA Antalaha : nodoran’ny vahoaka omaly

0
JIRAMA Antalaha : nodoran’ny vahoaka omaly

Olona roa no maty omaly ary nisy ihany koa ireo naratra mafy taorian’ny fihetsiketsehana nataon’ireo vahoaka ao Antalaha nanohitra ny fahatapahan-jiro lavareny. Nodoran’ireo vahoaka ny biraon’ny JIRAMA tany an-toerany. Nidina teny ifotona ny paraiministra lehiben’ny governemanta nijery ny zava-nisy ary nitondra vahaolana mahakasika ity fahatapahan-jiro ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici