JIRAMA : karohin’ny BIANCO  ireo tale jeneraly teo aloha

0

Mifampiaro amin’ny zavatra ratsy sisa ny mpitondra amin’izao fotoana raha ny fanehoan-kevitry ny solombavambahoaka manolona  famoahana fikarohana sy ny didy fampisamborana  ireo Tale Jeneralin’ny JIRAMA teo aloha, navoakan’ny BIANCO. Ilay raharaha  » Prime Exceptionnelle » nozaraina ny taona 2021 raha tsiahivina no hiampagana azy ireo.