Accueil Société JIRAMA sy ny Orinasa mpamatsy herinaratra : tsy maintsy miova ny fifanarahana

JIRAMA sy ny Orinasa mpamatsy herinaratra : tsy maintsy miova ny fifanarahana

0
JIRAMA sy ny Orinasa mpamatsy herinaratra : tsy maintsy miova ny fifanarahana

Tsy maintsy ho vitaina amin’ny herinandro ambony ny fifanarahana vaovao eo amin’ny ministera sy ireo orinasa mpamatsy herinaratra, hoy ny Praiminisitra nandritra ny fitsidihana nataony teny Ambohimanambola androany. Tsy ekena intsony ny hividianana herinaratra izay tsy nampiasaina akory.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici