Justice Internationale : tsy misy tombotsoa ho an’i Madagasikara, hoy ny manampahaizana iraisam-pirenena

0

Omaly no fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fitsarana iraisam-pirenena. Tsy misy tombotsoa ho an’ny Madagasikara ny fitsarana iraisam-pirenena na ny « justice Internationale » raha ny fanehon-kevitry ny manam-pahaizana amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena. Raha tsy mitingolana ity fitsarana ity efa tokony teo am-pelatanan’ny malagasy ny Iles Eparse raha ny fanazavany hatrany.