Accueil Politique Kandidà ho solombavambahoaka : tokony hanaja ny « toky nomena »

Kandidà ho solombavambahoaka : tokony hanaja ny « toky nomena »

0
Kandidà ho solombavambahoaka : tokony hanaja ny « toky nomena »

Ho famenoana ny fahabangana amin’ ny lalana mifehy ny fifidianana, napetraka ny fifanarahana toky nomena hanaraha-maso ny kandida ho solombavambahoaka. Hovitaina mialohan’ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ho avy izao izany manerana an’i Madagasikara. Niova amin’ny mahazatra izany tamin’ity indray mitoraka ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici