Accueil Société Kaominina ambanivohitra : miompana amin’ny asa sosialy ny fankalazana ny fetim-pirenena

Kaominina ambanivohitra : miompana amin’ny asa sosialy ny fankalazana ny fetim-pirenena

0
Kaominina ambanivohitra : miompana amin’ny asa sosialy ny fankalazana ny fetim-pirenena

Miompana amin’ny fanatanterahana asa sosialy amin’ny ankapobeny no hataon’ireo Kaominina ambanivohitra hanamarihana ny fetim-pirenena amin’ity taona ity noho ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana. Saika ny ankizy sy ireo zokiolona no hanaovana hetsika amin’izany.