Kaominina Matsakabanja : mitaky rano fisotro madio

0

Mitaky rano fisotro madio ampy ho an’ny filàna isan- tokatrano ny mponina any amin’ny Kaominina Mtsakabanja. Fokontany Maromaro any an- toerana no tsy mbola misitraka izany.