Karandalina nivadika indray : olona 13 namoy ny ainy, 25 hafa naratra mafy

0

Olona 13 no namoy ny ainy ary 25 hafa no naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana tao Farantsa 20 Km miala an’i Taolagnaro amin’iny lalàmpirenena faha-13 iny. Efa nisy ny fepetra noraisina amin’ny fitsirihana ny fiara sy ny entana ho entina raha ny fanazavana. Na izany aza, ilaina hatrany ny mitandrina indrindra ho an’ireo mpamily.