Kianjan’ny 13 Mai : nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovàna ny fitakiana atao

0

Nivadika ho hetsi-bahoaka ho an’ny fanovana na mouvement populaire pour le changement no iantsoana ny hetsika eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai. Tsy ekena intsony hoy izy ireo ny tsy fanarahan-dalana ataon’ny mpitondra, ary tsy ekena ihany koa ny hisin’ireo ministra HVM eo anivon’ny govenrenemanta.