Fitoriana miisa 2 no mapertrakin’ny KMF – CNOE Fanabehaza olompirenena mahakasika ny fifidianana loholona ny 11 desambre 2020, teny amin’ny filankevi-panjakana. Efa nivaly hoy ny filoha nasionalin’ny kmf-cnoe ny fitorina napetraka teny amin’io andrim-panjakana io ary handrasana ankilany ny valin’ny fitorina any amin’ny HCC.