Accueil Politique Kolikoly teny amin’ny antenimieram-pirenena : tsy misy mipika ny tohin’ny fanadihadiana

Kolikoly teny amin’ny antenimieram-pirenena : tsy misy mipika ny tohin’ny fanadihadiana

0
Kolikoly teny amin’ny antenimieram-pirenena : tsy misy mipika ny tohin’ny fanadihadiana

20 andro taorian’ny fitoriana napetrak’ireo solombavambahoaka mitsipaka ny fandaniana ny lalàmpifidianana teny amin’ny BIANCO, tsy misy mipika ny valin’izay fanadihadiana izay. Raha nanontaniana mikasika izay ny tale jeneralin’ny BIANCO dia nilaza fa tsy mbola misy azo ambara hatreto.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici