Kolikoly : tsy fisian’ny finiavana ara-politika no lesoka

0

Ireo olom-boafidy no maro an’isa tamin’ireo nalaina am-bavany teo anivon’ny Bianco araka ny tatitra ny taona 2018, nivoaka androany. Lesoka amin’ny ady amin’ny kolikoly ny tsy fisian’ny finiavana ara-politika raha ny fanazavana, eo ihany koa ny tsy fahampian’ny olona sy ny fitaovana. Misy ny paik’ady manokana hotontosaina ato antin’ny 5 taona .