Accueil Culture Kolonely RATSIMANDRAVA : feno 46 taona androany ny nahafatesany

Kolonely RATSIMANDRAVA : feno 46 taona androany ny nahafatesany

0
Kolonely RATSIMANDRAVA : feno 46 taona androany ny nahafatesany

Feno 46 taona androany ny nahafatesan’i Kolonely RATSIMANDRAVA, filoham-panjakana ny taona 1975. Olo-manan-kaja ambony sivily sy miaramila maro eto amin’ny firenena notarihin’ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta no nanatrika ny lanonam-pahatsiarovana izany teny Ambohijatovo ambony androany.