![7591](https://www.infokmada.org/wp-content/uploads/2019/02/maxresdefault-91-696x392.jpg)
Fianakaviana miisa 18 no nahazo trano vita amin’ny kotonera eny min’ny La réunion kely. Tetik’asa izay novolavolain’ny minisiteran’ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny primatiora ity fanavaozana ity. Fanadihadiana : Albertin RAMIALIARIVO