Accueil Politique Lalàm-panorenana Malagasy : voahitsakitsaka hoy ny teo anivon’ny RMDM

Lalàm-panorenana Malagasy : voahitsakitsaka hoy ny teo anivon’ny RMDM

0
Lalàm-panorenana Malagasy : voahitsakitsaka hoy ny teo anivon’ny RMDM

Voahitsakitsaka amin’ny endriny maro samihafa amin’izao fotoana izao ny lalàm-panorenantsika eto Madagasikara hoy ny teo anivon’ny RMDM androany. Tsy azo ekena hoy izy ireo ny zava-misy ankehitriny ka tsy maintsy hiroso amin’ny hetsika maro samihafa izy ireo.