Lalam-pirenena faha-02 : tapaka nandritra ny 24 ora

0

Fifandonana camion mpitondra omby sy mpitatitra entana tao amin’ny tananan’i Soakambana  Marozevokely  omaly maraina no niteraka fotoanan’ny lalam-pitenena faharoa nandritry  ny 24 ora. Efa hatramin’ny omaly mihitsoka ireo fiara mifamezivezy eny amin’ny lalam-pirenenea faha-02 noho ity lozam-pifamoivoizana ity.