Lalana Arivonimamo – Manalalondo : hamboarina ahafahana mamoaka ireo vokatra

0

Hanomboka tsy ho ela ny fanamboara ny lalana mampifandray an’Arivonimamo sy ny Manalalondo hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy omaly, nandritra ny fandalovany tao amin’ny kaominina Alakamisikely, distrikan’Arivonimamo.