Lalàna mifehy ny fanoherana: Tsy mazava ny fomba fiasan’ny HCC.

0

Tsy voafaritra ilay fotoana fohy nambaran’ny HCC fa tokony handinihana ilay lalàna mifehy ny fanoherana nambaran’izy ireo fa misy banga. Nanipy baolina any amin’ny mpanatanteraka ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny mpanohitra.