Arivo andro katroka amin’ity androany ity no nandaniana ny lalàna mifehy ny serasera laharana 2016-029 izay niteraka resabe sy hetsi-panoherana maro manerana ny nosy. Eo am-pamomlavolana ny paikady haroso hanitsiana izany ny fitondrana ankehitriny.