Lalana Tsarasaotra Ivato : Vola mitentina 184 miliara Ariary hafa no nindramin’ny fanjakana malagasy.

0

Ny volana mey lasa teo no vita sonia ny fifanarahana findramam-bola tamin’ny mpamatsy vola sinoa  » Exim bank », ary vola mitentina 184 miliara ariary no nindramin’ny fanjakana malagasy tamin’izany. Fomba fiasa izay nanaitra ny be sy ny maro amin’ny fandaniana sy ny fampiasana ny volam-panjakana.