Landy : mitombo ny famokarana, mihena ny mpanjifa

0

Vondron’olona ifotony maro no misehatra amin’ny fampitomboana indray ny landy ao amin’ny Faritra Itasy amin’izao fotoana izao. Nahitana fihatsarana ny vokatra tato anatin’ny telo taona raha mihena hatrany ny isan’ny mpanjifa ny lamba landy raha ny fanadihadiana natao tny an-tsena.