Accueil Politique Lanonam-pianianana : misy Filohampirenena miisa 6 ireo vahiny manan-kaja hanatrika izany

Lanonam-pianianana : misy Filohampirenena miisa 6 ireo vahiny manan-kaja hanatrika izany

0
Lanonam-pianianana : misy Filohampirenena miisa 6 ireo vahiny manan-kaja hanatrika izany

Filohampirenena miisa 6 ireo vahiny manan-kaja maherin’ny 30 hanatrika ny fiaianan’ny filohampirenena vaovao Rajoelina Andry rahampitso etsy amin’ny kianjaben’I Mahamasina, araka ny loharanom-baovao voaray avy amin’ny mpikarakara. Voninahitra lehibe ho an’ny firenena Malagasy ny sy vahoaka Malagasy tsy vakivolo izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici