LFI 2018 : 6 andro monja no handinihin’ny solombavambahoaka azy

0

Nolanian’ireo solombavambahoaka omaly ny lahadinika vaovao sy ny fandaharam-potoana vaovao mandritra ity fivoriana ara-potoana faha-2 ity. 6 andro monja no handinihin’ny solombavambahoaka ny LFI 2018.