LFI 2019 : tsy mbola fantatra ny daty andinihana izany

0

Tsy mbola voafaritra mazava hatreto ny daty handinihana sy handaniana ny teti-bolam-panjakana 2019 raha tokony ho notontosaina omaly. Fanaovana tsinontsinona ny fiainam-pirenena no andikan’ireo solombavambahoaka ny tsy fahatongavan’ny minisitry ny vola sy ny tetibola teny Tsimbazaza omaly.